Inona avy no ilaina | Related |
|
Toa ny taridrano sy ny tekinika fambolena dia zava-dehibe koa eo an'ny fahatanterahan'ny tetikasa ny fampivoarana ny fotodrafitrasa sy ny ara-tsosialy ao amin'ny faritry ny lemaka ambonin'ny Mandrare. Mba hametrahana fivoarana maharitra eny ifotony, tokony hitsinjo ny fahasalamny ny mponina ary hanatsara ny fianarana mamaky teny sy manoratra ary koa ny fianarana amin'ny ankapobeny. Izany dia atao amin'ny alalan'ny fanampian'ireo mpanentana ara-tsosialy sy ny vondrona serasera sy fifandraisan'ny tetikasa.
More info: PHBM Project Category: Integrated Water Resource Management
Rating: 1.0 (1 Vote)
716 Views |
779 Views
735 Views
1374 Views
2025 Views
17183 Views
1541 Views
Embed Code Permalink Send to a friend
|
|
Video Comments | ||